Entrée | 1 antoandro |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza ny fotoan' andro aorian' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana (hatreo amin' ny 8 ka hatramin' ny 12 ora): Mifohaza, rankizy, fa efa antoandro ny andro. |
Explications en anglais |
4 [1.2] Full day, broad daylight. 5 [1.7] full daylight, the daytime |
Explications en français |
6 [1.3#54, 1.8, 1.6#125] le grand jour 7 [1.6#125] midi 8 [2.415#6544] Le plein jour, de sept heures du matin à cinq heures du soir, mais surtout de huit heures du matin à midi |
Exemples |
9 ny tokony ho atoandro|antoandro nosoratantsika atoandro|antoandro [2.285#38] 10 Izany hoe: ny roa lahy miasa antoandro, ny roa lahy miasa alina [2.471] 11 Efa antoandro be ny andro, nefa tsy mbola nisy zavatra reny ihany sady tsy nisy fiantsoana [2.324] 12 Rehefa vita ny sakafo atoandro dia samy nihevitra ny hiala sasatra avokoa, satria nikasa ny handry ta [2.2588] 13 Indray alahady atoandro, miaramila anankiray amin' ireo hafa mpiresaka tamin' izy telo lahy ary avy ao Antananarivo no nanasa azy ho any an-tranon-dray aman-dreniny [2.472#134] |
Vocabulaire |
14 Temps |
Dérivés |
|
Autres orthographes | 17 atoandro |
Analogues | 18 antoandrobe, antoandrobenanahary |
Mots composés |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot antoandro |
Anagrammes | 24 anondrota, antoandro |
Mis à jour le 2022/10/15 |