Entrée | 1 antoandrobe |
Mots élémentaires | 2 antoandro, be |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 efa tena antoandro ny andro (9-10 ora) [1.1] |
Explications en français |
5 Grand jour : de huit à dix heures du matin [2.415#6546] |
Exemples |
6 Efa antoandrobe ny andro tamin' izany, ka efa ambony ny masoandro [2.324] 7 Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe. [2.332#] |
Vocabulaire |
8 Temps |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/12/24 |