|
|
|
|

Entrée1  anjerimanontolo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Teny vao noforonina ilazana koa ny Oniversite
Explications en anglais  4  [3.1] university
Explications en français  5  [1.66] université
Exemples  6  [4.27] Sisa holazaina ny faralahin' ny fampianarana eto amin' ny firenena, dia ny anjerimanontolo.
7  [2.503] Ny antsika kosa, mbola tsy hita akory izay ahoana amin'akory, dia ny anjerimanontolo aloha no nodradraina ho "Ambohitsaina.
Vocabulaire  8  Education
Radical  9  jery, tontolo
Synonymes  10  oniversite

Mis à jour le 2024/12/10