Entrée | 1 oniversite |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fianarana ambony manohy ny fianarana ambaratonga faharoa; ny oniversite, izay nomena koa ny anarana hoe Anjerimanontolo, dia mizara ho sampany maro ianarana manokana avy ny karazampahaizana samihafa: ny fiteny, ny matematika, ny fizika, ny lalàna, ny fitsaboana |
Explications en anglais |
4 [1.209] university |
Exemples |
5 [2.356] Saingy vaky boky no fototry ny fianarana tao amin' ny oniversite. 6 [4.27] Ho an' ny ankamaroan' ny olona, ny oniversite dia fiketriketrehana fitokonana fotsiny. |
Vocabulaire |
7 Education |
Synonymes | 8 anjerimanontolo |
Mis à jour le 2024/12/10 |
![]() |