|
|
|
|

Entrée1  anikeo
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.10] isan' ireo teny miforona avy amin' ny hoe any milaza fotoana izy ity, toy ny hoe: aninaraina, aninantoandro, anitontolo, ets. Mompera Callet mihevitra azy ho fanakambanana teny telo hoe any-ka-eo. Misy manoratra azy hoe anikeheo, nefa tsy hita izay mahamarina izany
4  [1.1][anikeHEo] Mpamaritra matoanteny enti-milaza fotoana vao haingana ao anatin' ny andro iresahana ihany
5  [1.62][anikeHEo] anondroana ny fotoana vao haingana, mialoha ny itenenana; tamin' ny fotoana vao lasa teo
Explications en anglais  6  [1.2] used in speaking of some part of the past day
7  [1.7] just now, a short time ago
Explications en français  8  [1.3][anikeHEo] dans la partie écoulée du jour présent, il n'y a qu'un instant
9  [1.8] tout à l'heure (temps passé)
10  [1.5] tout à l'heure (dans la partie écoulée du temps présent)
Exemples  11  tonga anikeheo i dadatoanay [1.1]
12  Nodimandry aninkeheo maraina! [2.529]
13  nandalo teto izy aninkeheo fa tsy nahandry anao [1.62]
14  Sahala amin' ny tsy nisy ilay horakoraka aninkeo. [2.4]
15  Toky no omeko anareo, tsy hisy tabataba intsony, toy ny anikeo maraina. [2.270#]
Autres orthographes  16  aninkeheo, aninkeo
Analogues  17  aninaraina

Anagrammes  18 

Mis à jour le 2025/01/21