|
|
|
|

Entrée (1/2)1  angely
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Bibikely tokony 3 sm ny halavan' ny vatany, mikiririoka mankarenin-tsofina amin' ny alina. Misy mivelona ao an-trano ny angely, izay atao hoe angelinkary, ary misy mivelona eny an-tsaha. Ny angelivavy dia atao hoe kabatita na kabanty; ny feon' ny angely andavanandro dia atao hoe fikiririoka fa fivolana kosa rehefa hiady izy. Rehefa miady iny ny angely ka misy iray ho resy, dia mamoaka feo hafahafa izay ilay io, ka izany no atao hoe mamela volana. Bibikely fatra-piady ny angely ka ny mampirisika azy ireny hiady no atao hoe mikitra angely
Explications en anglais  4  [1.2] the name of a species of cricket. Also called antsoindahy. The children are much given to catching these insects and making them fight.
5  [1.7] a cricket
Explications en français  6  [1.8] grillon
Vocabulaire  7  Zoologie: invertébrés
Synonymes  8  antsiona
Mots composés 
Zoonymes 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot angely

Entrée (2/2)15  angely
Partie du discours  16  nom
Explications en malgache  17  [1.1] Olona ratsy fitondran-tena, izay atao hoe angelin' olona
Explications en français  18  [1.3] libertin, débauché
Dérivés 
19  Adjectifs :
Analogues  20  angelingely, akanga, angatra, karandahy, mpiliba, mpanaram-po

Anagrammes  21  angely, angile, angley

Mis à jour le 2025/05/03