Entrée (1/2) | 1 anareo |
Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny ianareo raha atao teny fameno: Manontany anareo aho ka valio; na raha atao milaza tompon-javatra: Hay anareo itỳ tanimbary itỳ? |
Explications en anglais |
4 [1.2] You, your, yours (plural). Accusative and possessive case of hianareo. 5 [1.7] you (plur. - as object); yours |
Explications en français |
6 [1.3] Vous, à vous, à votre tour. Hamangy anareo aho: je vous visiterai. Anareo ny mifafa ny trano: c'est à vous autres à balayer la maison. Anareo ho anareo izany: c'est votre affaire. 7 [1.5] Vous, à vous (pluriel). 8 [1.8] vous (pluriel - objet); vôtre. |
Explications en italien |
9 [1.18] voi il vostro |
Analogues | 10 ianareo, nareo |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
13 Tous les pronoms |
Entrée (2/2) | 14 anareo |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 [1.78] [Sihanaka]
olom-pady |
Anagrammes | 17 |
Mis à jour le 2025/01/21 |