Entrée | 1 -nareo |
Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entina misolo ny olona iresahana raha maro: Hoy Rakoto tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo, ny vohitrareo? |
Explications en anglais |
4 [1.2] Your, yours; by you. It is plural. Rainareo [ray]: your father. Efanareo [efa]: finished by you. When added to trisyllabic roots ending in -ka or -tra, the n is elided. Satrokareo [satroka]: your hat. Tongotrareo [tongotra]: your feet. 5 [1.7] your; done by you (plural) |
Explications en français |
6 [1.3] Votre, vos, à vous, par vous, de vous. Ray aman-dreninareo: votre père et votre mère. Vitanareo: accompli par vous. 7 [1.5] -nareo. De vous, par vous. Votre, vos. 8 [1.8] à vous, votre; fait par vous (pluriel). |
Analogues | 9 areo, ianareo, anareo |
Tableaux et planches |
10 Tous les pronoms |
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |