|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ampahany
Partie du discours  2  nom ampaha et pronom
Explications en malgache  3  Fizarazarana mitovy ny venty na vongana iray ka ny filaza azy amin' ny kajy dia amin' ny alalan' ny tarehimarika roa mifanao ambony sy ambany sarahin' ny tsipika roa, ka ilay ambany milaza ny isa nizarana ny vongana, ary ilay ambony, ny isa nalaina tamin' ireo fizarazarana, ohatra 3/7, ampahany milaza fa nozaraina 7 ny venty ka 3 no nalaina tamin' izany [1.1]
Explications en anglais  4  a fractionnal part [1.7]
Explications en français  5  une partie, une fraction [1.8]
Mots composés 

Entrée (2/2)7  ampahañy
Partie du discours  8  préposition
Explications en malgache  9  mandritra [Taisaka] [1.78]
Tableaux et planches  10  Toutes les prépositions

Anagrammes  11  ampahany, ampahañy, ampahany, ampahañy

Mis à jour le 2023/09/08