|
|
|
|

Entrée (1/3)1  ampaha~
Partie du discours  2  préfixe [Liste complète]
Explications en anglais  3  a prefix joined to numerals, making them into fractional parts, as ampaharoany, one half; ampahatelony, one third, etc. [1.2]
Exemples  4  Ary izay tokony ho anjaran' ny fitoerana masina ka notanany, dia haveriny mitongoa ny ampaha-diminy, ka homeny ny mpisorona. [2.996]

Entrée (2/3)5  ampaha
Partie du discours  6  nom
Explications en malgache  7  isa misy mpanondro sy mpanisa [1.13]
Explications en français  8  fraction [1.13]
Vocabulaire  9  Mathématiques: arithmétique
Mots composés 

Entrée (3/3)19  ampaha
Partie du discours  20  nom
Explications en malgache  21  kary [Taimoro, Betsileo, Tanosy] [1.78]
22  Saka dia mainty, izay kelikely vatana kokoa noho ny saka fahita andavanandro [Sakalava] [1.1]
Explications en anglais  23  the name of a cat run wild. See kary. [Swa. paka, a cat.] [Provincial] [1.2]
Explications en français  24  chat sauvage. [Tankarana] [1.19]
Vocabulaire  25  Zoologie: mammifères
Proverbes  26  Proverbes contenant le mot ampaha

Anagrammes  27  ampaha, ampaha~, haampa, pamaha

Mis à jour le 2023/06/19