|
|
|
|

Entrée1  ambim-bava
Mots élémentaires  2  amby, vava
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  Zavatra tsy lany ka tehirizina; tahiry: Mba omeo ny mahantra ny ambim-bavanao [1.1]
5  vokatra tsy lany rahefa avy nihinanana ara-dalàna [1.13]
Explications en anglais  6  a surplus of food or other things [1.7]
Explications en français  7  le reste après les frais d'entretien payés; biens concédés pour vivre et revenant à leur maître à la mort de l'usufruitier; l'excédent du traitement, du revenu non dépensé au bout de l'année, etc. [1.3]
8  excédent de nourriture et d'autres choses [1.8]
9  surplus [1.13]
Exemples  10  Noho izany dia hisy ambimbava mitentina. [1.384#]
11  Ny banga na ny ambimbava amin' ny teti-bolam-panjakana dia avy amin' ny vola miditra nanalana ny vola mivoaka amin' ny fandaniana mahazatra ataon' ny Fanjakana foibe. [4.27#]
Vocabulaire  12  Economie: finances, gestion
Mots composés 

Mis à jour le 2023/04/21