|
|
|
|

Entrée1  aleo ... toy izay
Mots élémentaires  2  aleo, toy, izay
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] Teny enti-milaza fampitahana ka ny teny eo aorian' ny hoe "aleo" dia ilazana zavatra na hevitra eken' ny be sy ny maro fa marina na tsara kokoa: Aleo ho faty rahampitso toy izay maty anio
Na zavatra tiana na sitraka kokoa: Aleo maty toy izay menatra olona. / Aleoko ny akondro toy izay ny paiso
Explications en anglais  5  [1.7] better ... than
Explications en français  6  [1.8] mieux vaut... que

Mis à jour le 2024/12/07