|
|
|
|

Entrée1  akaiky
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Tsy lavitra: Aza matahotra ianao fa akaiky ihany ny tranonay
Antomotra na akaiky ara-potoana: Efa akaiky itỳ ny fanadinana, rankizy, ka mikezaha mafimafy kokoa indray
Anila, ankila: Mipetraha eto akaikiko ianao
Mifanila, mifanolotra, mifanolobodirindrina: Akaikin' ny tranonay ny fonenany
Tsy lavitra ara-pihavanana: Akaiky anay kokoa Rakoto noho ianao, satria zanak' olo-mpirahalahy izahay, fa isika kosa mbola zafin' ny mpianadahy
Explications en anglais  4  [1.2] near, near together, near by, close at hand.
5  [1.7] near
Explications en français  6  [1.3#13] comme akeky
7  [1.8] près
Exemples  8  Misy lahindrano mandalo eo akaiky. [2.472]
9  Avia aloha, Rainy, eto akaikiko eto e! [2.470]
10  Eo akaikin' i Hesbona no misy izany toerana izany. [1.38]
Morphologie 
11  Simple :
Dérivés 
12  Verbes actifs :
13  Verbes passifs :
14  Verbes relatifs :
15  Noms :
16  Adjectifs :
17  Adverbes :
Autres orthographes  18  akeky
Antonymes  19  lavitra
Mots composés 

Anagrammes  26 

Mis à jour le 2025/01/21