Entrée | 1 akaikikaiky |
Radical | 2 akaiky |
Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 [1.62] tsy dia lavitra loatra; somary eo anila; antomotra ihany |
Explications en français |
5 [1.3][akekikeky] assez proche, assez près |
Exemples |
6 Efa mba akaikikaiky ny fotoam-pinjinjana, ka velom-bolo ny tantsaha [1.62] 7 Nanatona akaikikaiky izy hitazana. [2.472] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Autres orthographes | 10 akekikeky |
Mis à jour le 2025/01/21 |