Entrée | 1 ahemotra |
Radical | 2 hemotra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao mihemotra, akisaka: Nahemotra ny fivoriana |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be put back , to be withdrawn. 6 [1.7] to be drawn back; to be postponed |
Explications en français |
7 [1.3] qu'on recule, retenu, qu'on renvoie à plus tard: Nahemotra ny fanadinana (L'examen a été renvoyé à plus tard) 8 [1.8] qu'on fait reculer; qu'on renvoie à plus tard |
Exemples |
9 ary tsy afaka ahemotra intsony ny hidy lehibe. [1.38] 10 Amin’ny firenena demokratika iray, dia tsy azo ahemotra ny fifidianana raha tsy misy toe-javatra tsy azo ihoarana (ady, loza voajanahary) tsy ahafahana mikarakara ny fandatsaham-bato. [4.27] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |