Entrée (1/2) | 1 abiba |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 zavamaniry fanao ody kitro, atao petakilasy ny tsirim-boany ary ny nofom-boany fanao ody manirano [1.1] |
Explications en anglais |
4 A tree affording an edible fruit, which, however, if indulged in freely, the Sakalava say brings on an attack of malarial fever in those subject to it. The fruit is used by the Sakalava for tattooing. Probably the same as mabiba [Swa. bibo, plu. mabibo], the cashew apple. The cashew nut is called koroso. [Swa. korosho.] The juice of the apple is used in tattooing, but the fever-producing quality is not attributed to the cashew only. The same thing is said about all acid fruits. Medical science has established the correctness of the native observation. [Sakalava]
[1.2] |
Explications en français |
5 (du souahéli bibo, pluriel mabibo). Anacardium occidentale L. (Anacardiaceae), amande comestible, emplois en confiserie, chocolaterie, produits pour cocktails ("noix de cajou", "kernell") ; fournit l'huile d'Anacarde ou "huile des Caraïbes", usage dans l'alimentation et en pharmacie, le baume de cajou, liquide caustique employé à la synthèse des plastiques, de certains désinfectants, etc. La "Pomme cajou", comestible, riche en acide ascorbique ; écorce interne hypoglycémiante. (Voir Rakoto Ratsimamanga, Boiteau et Mouton : Éléments de Pharmacopée Malagasy, notice 30 (1969) [Tankarana]
[1.196#I.65] |
Vocabulaire |
6 Botanique: plantes médicinales |
Synonymes | 7 abibo, habiba, habibo, mabiba, mabibo, mahabiba, mahabibo, tabiba |
Nom scientifique |
|
Entrée (2/2) | 9 Abiba |
Partie du discours | 10 nom propre (biblique) |
Explications en malgache |
11 Tamin' ny voalohany ny volana (fotoana) dia nantsoina araka ny filaharany, dia "volana voalohany", "volana faharoa", etc. ; fa ny volana Abiba ihany no voalaza tamin' ny anarany. ... Ny tsinam-bolana tamin' ny volana Abiba no niamtombohan' ny taona tamin' ny Jiosy, satria tamin' izay volana no nialany tany Egypta sy nitandremany ny Paska, sady mbola itandremany ay mandraka ankehitriny. [1.38#1017] |
Explications en anglais |
12 Abib [2.996] |
Explications en français |
13 Abib [2.996] |
Exemples |
14 Izao andro amin'ny volana abiba izao no ivoahanareo [2.996] 15 Ny volana natao hoe abiba, na Nisana no nasain' Andriamanitra nitandremana ny Paska. [1.38#376] 16 Hafitoana no hihinananao mofo tsy misy lalivay, araka ny nandidiako anao, amin' ny fotoana voafetra amin' ny volana abiba, satria tamin' ny volana abiba no nivoahanao tany Ejipta. [2.996] |
Vocabulaire |
17 Ecritures Saintes |
Citations bibliques | 18 Chapitres et versets citant Abiba |
Tableaux et planches |
19 Liste complète |
Article |
20 Randzavola: Abiba ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 21 abiba, ibaba |
Mis à jour le 2024/10/14 |