Entrée (1/2) | 1 ony |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Renirano mivarina any an-dranomasina [1.1] |
Explications en anglais |
4 a river. See renirano. [mal. Sungai. For omission of s see ompa, etc.] [1.2] 5 a river [1.7] |
Explications en français |
6 rivière [1.8, 1.13] 7 fleuve [1.8] |
Exemples |
8 Teo amoron' ony ianao, no nofisiko namintana; [2.1022#] 9 misy adaladala isika koa manao rano maina ony. [2.298#72] 10 Mandoro biriky eny amoron' ny ony koa izy ireo. [2.445#117] |
Vocabulaire |
11 Géographie: (en général) |
Analogues | 12 reniRAno |
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Titres | 17 Ilay ony (Rafanoharana) |
Tableaux et planches |
18 rivières, fleuves |
Article |
19 Randzavola: ony ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Entrée (2/2) | 23 ony |
Partie du discours | 24 Non spécifié |
Explications en anglais |
25 See onotra [1.2] |
Mis à jour le 2023/08/11 |