Entrée |
sahy
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Manana herim-po hanao zavatra: Tsy sahy niady tamin' ny zanako Isambilo Afaka manao, manaiky: Tsy sahiko ny handray io olona io ao an-tranoko Tsy matahotra: Sahy anareo aho, hoy Rakoto tamin' ny lehiben' ny jiolahy Afakahividy: Tsy sahiko ariary zato akory io latabatra io fa ratsy [1.1]
|
Explications en anglais | Bold, daring Impudent [1.2, 1.7]
|
| Courageous [1.2]
|
Explications en français | Courageux, audacieux [1.8]
|
Exemples |
1 | Iza no olona sahy hamita-bahoaka!
[2.472]
|
2 | Dia tsy nisy sahy niditra izy rehetra.
[2.48]
|
|
Morphologie |
Simple : |
sahy |
Impératif : |
sahia |
|
Dérivés |
Synonymes | |
Analogues |
mavany ~
misehaseha ~
tsy mivandy ~
tsy mivohovoho ~
bibin' olona ~
mosalahy ~
kimosamosa ~
misenasena ~
manao vy very ~
manao anjoria ~
mivarotra aina ~
mitsambiki-mikimpy ~
manaika loza ~
miseha-doza ~
mitsena loza ~
manaboha-maty ~
mankaha-paty ~
misotro ny aleoko maty ~
misotro tsilaky ~
minia maty ho maimbo ~
manehatra ny tandrok' omby maranitra ~
voalavo manaikiby ~
voalavo sasatry ny miaina ~
lolo fotsy mitono tena ~
atody miady amam-bato ~
basy maninana varatra |
|
Entrée |
sahy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanevatevana amin' ny teny ratsy sy ompa. [1.1]
|
Explications en français | Insulte, injure [1.3]
|
Dérivés |
|
Entrée |
sahy
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Taisaka]
resy
[1.78]
|
|
Entrée |
sahy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tanosy]
Fifiahara fary [1.78]
|
Synonymes | |
|
Entrée |
sahy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en anglais | The Arnotto plant. An infusion of the leaves is drunk by those who desire to excel in public speaking or in dancing, as it is said to make them bold [1.2]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
sahy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | (toute l'île) (on appelait sahy rano : capables d'affronter l'eau, les colorants de grand teint qui ne déteignaient pas au lavage. C'est probablement l'origine de ce nom). Bixa orellana L. (Bixaceae).
Arbuste d'origine américaine, introduit à Madagascar pour ses graines qui fournissent une matière colorante rouge bien connue, le roucou.
C'était aussi le colorant utilisé par les Améridiens (« Peaux-Rouges ») pour leurs peintures corporelles.
D'après une autre tradition (côte Est), les graines auraient été administrées aux taureaux de combat comme stimulant, pour accroître leur agréssivité (de
sahy (adjectif) : hardi, courageux).
L'une et l'autre version sont également plausibles.
Mais le pouvoir excitant des graines n'a jamais été scientifiquement vérifié à notre connaissance.
[1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Bixa orellana |
|