|
|
|
|

Entrée atody miady amam-bato
Partie du discours locution
Mots élémentaires atody, miady, amana, vato
Exemples 
1Ataony ahoana anefa, atody miady amam-bato izy amin' ny setrasetran' ny mpampiasa azy [2.470]
2Atody miady amam-bato ihany ny mponina ary samy matahotra ny ainy ka tsy nisy sahy nivoaka [4.14]

Mis à jour le 2023/06/15