Entrée | mavany (vany) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | [Sihanaka] masiaka, henjana [1.78] | |
Olon-doza sy masiaka ary ratsy saina ka tsy misalasala hamono, mahavanon-doza: Aza sendra izay olona mavany ihany: ny loza azo, ny baraka afaka Mpanao hasomparana, mpila sotasota sady tsy matahotra no tsy menatra ny bila sotasota: Tsy ela dia lasana ihany -- ' lay rahona kely mavany -- ka volana roa mibaliaka -- no hitako samy sariaka (Jean Narivony) [1.1] | ||
Explications en français | Hardi, qui ose tout, fort [1.3] | |
Synonymes | mavanivany | |
Mis à jour le 2025/04/24 |
![]() |