Entrée |
manaratsy
(ratsy)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manao izay haharatsy: Aza manaratsy tarehy toy izao ianao Manao ho ratsy: Tsy mety ny manaratsy ny tsara fa izany no manao hala volo Manendrikendrika, manoso-potaka, manabanty, manao tsinontsinona, manaboka: Manaratsy ny namany foana Rabe
[1.1]
|
Explications en anglais | To speak evil of [1.7]
|
Explications en français | Diffamer [1.107]
|
| Calomnier [1.3, 1.8]
|
| Dénigrer, rendre mauvais, laid, vilain: manaratsy ahy lalandava izy (il me dénigre sans cesse) [1.3]
|
Exemples |
1 | Mpitovo manan'anaka manaratsy an-dreniny
[2.131]
|
2 | Raha misy vehivavy manaratsy loatra, dia hevero fa angamba sahala izy sy i Nestina.
[2.285]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manaratsy |
Passé : |
nanaratsy |
Futur : |
hanaratsy |
Impératif : |
manaratsia |
|
|