Entrée |
manambany
(ambany)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manao ho tsinontsinona [1.1]
|
Explications en anglais | To speak lightly of [1.2, 1.7]
|
| To consider lightly of one's self or others. [1.2]
|
Explications en français | Rabaisser, déprécier [1.8]
|
Exemples |
1 | Azon' ny fanjakana atao ny manambany anao, na amin' ny fiteny na ny fihetsika.
[2.471]
|
2 | Mora ny mahita fanazavana mitsikafona sy manambany mikasika ny fanaon' ny mahantra.
[1.369]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manambany |
Passé : |
nanambany |
Futur : |
hanambany |
Impératif : |
manambania |
|
|