Entrée | ambany | |
Partie du discours | adverbe | |
Explications en malgache | Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony. Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana [1.1] | |
Explications en anglais | Under [1.7] | |
Explications en français | En bas, au dessous [1.8] | |
Dérivés |
| |
Antonymes | ambony | |
Entrée | ambany | |
Partie du discours | préposition | |
Explications en anglais | Down [1.2, 1.7] | |
[root vany.] Under, beneath, below [1.2] | ||
Explications en français | Sous, bas [1.8] | |
Vocabulaire | Espace | |
Entrée | ambany | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Sihanaka] Andrefana [1.78] | |
Explications en anglais | [Provincial] The west [1.2] | |
Vocabulaire | Espace | |
Mis à jour le 2022/12/13 |
![]() |