|
|
|
|

Entrée iraika (iray)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Mitovy amin' ny "iray" ihany, saingy fampiasa rehefa miaraka amin' ny isa hafa izay mitohy aminy amin' ny alalan' ny "ambin' ny", "amby": Iraika ambin' ny folo. / Iraika amby zato [1.1]
  [Sihanaka] Iray [1.78]
Explications en anglais One, used in the numerals 11, 101, etc, as: iràika àmbin' ny fòlo (one with ten), eleven [1.7]
Explications en français Un; sert à former les numéros; ex. iràika àmbin'ny fòlo, onze [1.8]
Analogues  iray ~ isa

Mis à jour le 2009/02/23