Entrée | hafa | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Explications en malgache | Tsy izy, tsy ny voalaza: Rakoto no namono ny mamba ka ny hafa no niravaka ny nifiny / Olon-kafa no nanao izany fa tsy izaho Tsy mitovy, tsy tahaka: Hafa itỳ satroka itỳ noho itsy [1.1] | ||||||
Explications en anglais | Different [1.2, 1.7] | ||||||
Another [1.2] | |||||||
Other [1.7] | |||||||
Explications en français | Autre; différent [1.3, 1.8] | ||||||
Exemples |
| ||||||
Morphologie |
| ||||||
Dérivés |
| ||||||
Mis à jour le 2023/08/18 |
![]() |