Entrée | hafahafa (hafa) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Tsy mitovy amin' ny fahita andavanandro, hafa fandry: Hafahafa ihany ny rain' Isambilo fa an-koban' andro izy mikiraro manao kompile, ny alahady izy manao malabary ary mikapa Miolonolona Tsy tsaratsara ny toe-pahasalamana: Hafahafa aho izany ka andeha hiala sasatra kely aloha [1.1] | |
Explications en anglais | Different; unseemly, improper; changed, reversed, peculiar, odd. [1.2] | |
Strange, bizarre [1.7] | ||
Explications en français | Bizarre, étrange [1.3, 1.8] | |
Un peu différent, qui dévie du vrai [1.3] | ||
Exemples | Hafahafa tokoa ange, ity ranondresy sy siramamy gasy ity
[2.470] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2024/08/29 |
![]() |