Entrée |
babaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Enti-milaza fitobahan-drano, figororoanana, fandriahana [1.1]
|
Explications en français | Effusion, écoulement abondant [1.3]
|
Exemples | Ary omeo rano am-babaka.
[2.69]
|
Dérivés |
|
Entrée |
babaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Enti-milaza resaka feno menomenona, teny mitaraindraina (iaraha-mahalala fa betsaka amin' ny teny verindroa no mitovy amin' ilay teny tsotra niaviany misy ka na tra ihany, toy ny hoe miredaredasy miredaka; toraka izany koa, ny babaka, mibabaka dia iray ihany amin' ny teny ery ambony babababa, mibabababa): Nibabaha Rakoto fa lasan' ny mpangarom-paosy ny volany roanjato [1.1]
|
|
Entrée |
babaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tambahoaka]
Akora [1.78]
|
Explications en français | [Tankarana]
Parure [1.19]
|
|
Entrée |
babaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en anglais | [Provincial]
For bebaka
[1.2]
|
|
Entrée |
babaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Betsimisaraka]
Vakim-boatavo fantsakan-drano atao fihinanan'ny alika [1.78]
|
Explications en anglais | [Sakalava]
The pumpkin. Cucurbita Pepo, L. Same as tavo,
voatavohova, and
voatavo
[1.2]
|
Explications en français | [Tankarana]
Courge [1.19]
|
| [Sakalava]
(de babaka : abondant, qui produit en abondance).
Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae). Espèce d'origine américaine, introduite par les Européens. Mais son nom est sans doute une réminiscence du mot
babako, beaucoup plus ancien.
[1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Cucurbita maxima |
Synonymes | ~ ~ |
|