Entrée | arenina (arina) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Ajoro:
Areno tsara io andry io fa mitongilana Atao mitovy tantana, marintampona: Narenina aloha ny tany vao naorina ny trano Asaina mipetraka mitombina tsara: Areno ny marary fa hisakafo [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be levelled; to be set upright [1.7] | ||||||||
Explications en français | Qu'on nivelle, qu'on redresse, qu'on met d'aplomb [1.8] | ||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2024/03/02 |
![]() |