Entrée |
andevo
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny ambany indrindra ara-pirazanana amin' ny foko iray taloha izay nanompo ny hafa, izany hoe tsy nanana ny zon' ny olona afaka fa teo ambany fifehezan' ny tompony lalandava: Ny fivavahana kristianina no anisan' ny nanafoana ny andevo teto ambonin' ny tany Mpanompo: Izaho angaha andevonao no anananao fahefana? [1.1]
|
| Olona very zo tamin'ny fanjakan'andriana [1.13]
|
Explications en anglais | A slave [1.2, 1.7]
|
Explications en français | Esclave ou traité comme tel [1.3]
|
| Quatrième et dernière classe de la société en Imerina et au Betsileo.
Les Andevo constituaient bien moins une caste qu'une
catégorie de gens de peine au service de tout homme libre,
Andriana ou Hova. Ils étaient de trois sortes en Imerina:
les Zazahova (Andriana ou Hova ayant perdu leur liberté
par suite de crimes ou de dettes), les prisonniers
faits à la guerre, et les esclaves étrangers,
Makoa ou Masombika. -- Aux Andevo étaient réservées
toutes les corvées de la maison ou des champs ou du portage ... [1.11]
|
| Esclave [1.8, 1.13]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Ny andevo dia nihahohaho eran' ny tanàna.
[1.38]
|
2 | Koa amin'izany, ry rahalahy, tsy zanak'andevo isika, fa zanak'olona afaka.
[2.996]
|
|
Morphologie |
Simple : |
andevo,
andevoko,
andevonao,
andevony,
andevontsika,
andevonay,
andevonareo,
andevon',
andevon-,
andevom- |
|
Dérivés |
Citations |
|