Entrée |
fanandevozana
(andevo)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fampiasana olona ho toy ny mpanompo tsy manana ny zo maha-olona afaka azy [1.1]
|
Explications en anglais | The act of enslaving; cf. fahandevozana
[1.7]
|
Explications en français | Action de réduire en esclavage ou de traiter en esclave, le service des esclaves [1.3]
|
| Action de réduire en esclavage; cf. fahandevozana
[1.8]
|
Exemples |
1 | Betsaka ny Malagasy no nihevitra fa vitan' izay ny fanandevozana azy.
[2.472]
|
2 | sy hanafahany an'izay rehetra niharan'ny fanandevozana nandritra ny andro rehetra niainany noho ny tahotra ny fahafatesana.
[2.996]
|
|
|