|
|
|
|

Index

Proverbes : voatra

Proverbe 1Midaboka boatra ny hazo voakapa aho; mivelatra boatra ny tsibibe nanabazana. [2.653]
Midaboka hoatry ny hazo voakapa aho, mivelatra hoatry ny tsihibe nanahazana. [2.415 #4246]
Midaboka ohatra ny hazo voakapa ary mitsotra tahaka ny amalo-maty. [2.558]
Midaboka ohatra ny hazo voakapa ; mivelatra ohatra ny tsihibe nanahazana. [2.974]
Traduction françaiseJe tombe de tout mon long comme un arbre qu' on a abattu, je m' étends comme une grande natte qui a servi à faire sécher. [2.415 #4246]
S’écrouler comme un arbre abattu; s’étaler comme une natte au séchoir. [2.974 #370]
Interprétation françaiseComparaisons pour dire : je demande grâce. [2.415 #4246]

Proverbe 2Mierotra tsy matory, boatra ny kitratraina. [2.653 #1749]
Mierotra tsy matory, hoatry ny kitratraina. [2.415 #2813]
Traduction françaiseRonfler sans dormir comme un poitrinaire ou un asthmatique. [2.415 #2813]

Index