Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : tsiravina | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Bibilava sy olombelona : matahotra, atahorana. [2.415 #5687]
Bibilava sy olombelona : samy tsiravina ihany. [2.415 #5687] Bibilava sy olona, ka samy matahotra ihany. [2.415 #5687] Bibilava sy olona : samy tsiravina ihany. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Un serpent et un homme : ils ont peur et se font peur réciproquement. [2.415 #5687] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Se disait de deux craintifs. [2.415 #5687] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||