Entrée | 1 atahorana (tahotra) |
Partie du discours | 2 verbe relatif |
Explications en anglais |
3 To be feared [1.7] |
Explications en français |
4 Qu'on craint [1.3#645, 1.8] 5 Pour quoi on craint [1.3#645] |
Exemples |
6 Ny "lany ho any ivelany" no tena natahorana [2.472] 7 Tsy safomorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470] 8 Ny tenako aza, misy atahorana fa horoahina hiala eto Madagasikara. [2.270#88] 9 Efa tafadify ny vava-vinany ny lakana ka tsy misy atahorana intsony. [2.499#13] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 14 atahorana, haratoana |
Mis à jour le 2023/01/20 |