Index |
|
|
|
Proverbes : trambo
|
|
|
Proverbe 1 | Lava hadalana hoatry ny trambo : tongotra hahelika, ka enti-mandady. [2.415]
Lava hadalana, ohatra ny trambo: tongotra hahelika, ka enti-mandady. [2.653, 1.1]
Lava hadalana tahaka ny trambo : tongotra hahelika ka enti-mandady. [2.558 #119]
|
Interprétation malgache | Azon' ny hadalana ka tsy mahay mitandro izay tokony hotandrovina, toy ny haja, voninahitra. [1.1]
|
Traduction française | D' une éternelle sottise comme le mille-pieds : des pattes, il en a jusque sous les aisselles et il s' en sert pour ramper. [2.415]
|
Interprétation française | Se disait des gens peu débrouillards pour leurs intérêts. [2.415 #2081]
|
|
|
Proverbe 2 | Mitafia lamba, fa trambo no handady aminao. [2.415 #6236, 2.653 #1853]
Mitafia lamba fa trambo no handady amin' ny tena. [2.558 #2430]
|
Traduction française | Il faut vous vêtir, car les mille-pattes vont grimper sur vous. [2.415 #6236]
|
Interprétation française | Prenez vos précautions. [2.415 #6236]
|
|
|
Proverbe 3 | Trambo handadina tsy mihetsi-mahery. [2.558 #4376]
|
|
|
Proverbe 4 | Trambo hita tsy mba loza [1.3 #739]
|
Traduction française | Un cent-pieds vu n'est plus un malheur. [1.3 #739]
|
Interprétation française | Un malheur prévu est facile à éviter. [1.3 #739]
|
|
|
Index |
|
|