Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : tora-kovitra | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Ady varotry ny mananontena, ka raikitra vao tora-kovitra. [2.558]
Varotry ny manano tena ka raikitra vao tora-kovitra. [1.1 #810] | ||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Enti-milaza ny ahiahy aorian' ny fanapahan-kevitra iray izay noraisina. [1.1 #810] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Valam-paria tsara hatsaka : na kely aza, mitety tora-kovitra ihany. [2.653]
Valam-parihy tsara hatsaka, ka na ny kely aza mitety tora-kovitra ihany. [2.165 #1686] Valam-parihy tsara hatsaka : na ny kely aza mitety mihovitra ihany. [2.558 #4845] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Une bordure (entre deux rizières) trop bien coupée: même les petits qui y passent ne le font pas sans trembler. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Cette bordure, servant aussi de sentier, a été trop coupée, par avarice peut-être, et elle est devenue trop étroite; il y a danger de tomber dans la rizière, d' un côté ou de l' autre. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||