Index |
|
|
|
Proverbes : tanehina
|
|
|
Proverbe 1 | Lohan' omby notanehina tamin' ny afon-tain' omby, ka mba masaky ny nalain' ny vavany ihany. [2.415]
Loha-omby notanehin-taikomby : masaky ny noraofin' ny lelany. [2.415]
Loha omby notenehin-taikomby: masaky ny noraofin’ ny lelany. [2.558 #125, 2.653 #1370]
|
Traduction française | Tête de boeuf cuite sur un feu de bouse de boeuf : elle cuit avec ce que sa bouche a pris elle-même à terre. [2.415]
|
Interprétation française | On est puni par où on a péché. [2.415 #2704]
|
|
|
Index |
|
|