Entrée | 1 tanehina |
Radical | 2 tanika |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Handroina na andrahoina: Taneho aloha ny hena 5 Ampangotrahina: Tanehina ny ranombary vao arotsaka ny vary 6 Empoina: Tanehin' ny hainandro ny ranonando ka levona antoerana 7 Zohina sy enjehina tsy an-kijanona, tanarahina: Tanehin' ny tompon-trosa Rangahy iny ka mila ho voa ny lohany [1.1] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 12 tenehina |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot tanehina |
Anagrammes | 14 hatenina, tanehina, tinehana |
Mis à jour le 2023/01/20 |