|
|
|
|

Entrée1  tenehina
Radical  2  tanika
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Ampangotrahina, andrahoina, empoina: Notenehiny adiny iray ny hena vao masaka
Enjehina sy zohina tsy an-kijanona, tanarahina: Tenehin' ny tompon-trosa izy ka tsy tamana teto amin' ny fokontany
Explications en anglais  5  [1.7] to be boiled, to be cooked
Explications en français  6  [1.8] qu'on fait bouillir, cuire
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Autres orthographes  11  tanehina

Anagrammes  12  haneteny, hitenena, itehenan, itenehan, nitehena, niteneha, tehenany, tehenina, tenehina

Mis à jour le 2020/07/31