Index |
|
|
|
Proverbes : tafatsangana
|
|
|
Proverbe 1 | Efa halohalika ny ranom-bary ka tafatsangana hatramin' ny vahiny. [2.558 #1020]
|
|
|
Proverbe 2 | Ny an-drano reny no irahina, ka ny tsy an-drano reny no tafatoangana aloha. [2.653 #2164]
Ny an-drano reny no irahina, ka ny tsy an-drano reny no tafatsangana aloha. [2.415 #1037]
Ny an-trano reny no irahina, ka ny tsy an-trano reny no tafatsangana aloha. [2.558 #2896]
|
Traduction française | On envoie au travail ou en commission l' enfant qui a sa mère au foyer, et c' est l' orphelin qui se lève le premier pour y aller. [2.415 #1037]
|
Interprétation française | Se disait de ceux qui cherchaient à se ménager les bonnes grâces. [2.415 #1037]
|
|
|
Index |
|
|