Entrée | 1 irahina |
Radical | 2 iraka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Alefa hitondra iraka na hanao asa iray: Ikoto no nirahina ho any amin-dry dadatoa ~ Iza no nirahina haka Dokotera? Tendrena, omena fahefana: Nirahin' ny fanjakana atỳ amintsika izy |
Explications en anglais |
5 [1.2#291] to be sent as a messenger 6 [1.7] to be sent |
Explications en français |
7 [1.3#282, 1.8] qu'on envoie |
Exemples |
8 Tsy andriny ianao ka nirahiny aho [2.895#61] 9 Ary ankehitriny handeha hirahiko ho any Ejipta hianao [2.996#51.007.034] 10 Tamin' izay dia nirahin-dRamboasalama izy [2.508#380] 11 Ary raha irahin' ny Manjaka dia mandeha ihany [2.366#36#96] 12 Mpivarotra aloha no nirahina tamin' ny voalohany [2.366#28] |
Morphologie |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot irahina |
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |