|
|
|
|

Index

Proverbes : Rasitamoraina

Proverbe 1Ny tarehy an-dRahiratra, fa ny vintana an-dRasitamoraina. [2.415 #851]
Ny tarehy an-dRahiratra; fa ny vintana an-dRatsitamoraina. [2.653]
Ny tarehy an-dRahiratra fa ny vintana an-dRatsitamorainy. [1.1]
Ny tarehy no an-dRahiratra fa ny vintana an-dRatsitamoraina. [2.558 #3267, 2.165]
Interprétation malgacheEntina milaza fa tsy ny tarehy akory no hahazoana vady tsara na fiadanana, fa ny vintana izay mahatonga ho moramorainy. [1.1]
Traduction françaiseLa beauté est à Rahiratra, mais l' heureux destin est à Rasitamoraina. [2.415 #851]
Rahiratra a la beauté pour elle, mais Ratsitamoraina, par contre, a été favorisée par le sort. [2.165]
Interprétation françaiseA chacun son sort. [2.415 #851]
De ces deux femmes, la seconde, avec moins d' avantages physiques que la première, a pourtant été mariée avant, ce qui montre que le sort lui a été favorable. [2.165]

Index