Index |
|
|
|
Proverbes : mpianala
|
|
|
Proverbe 1 | Mpanihika ka manadino tandroho; mpianala ka manadino famaky; mpitifitra ka manadino bala. [2.165 #1724]
Mpanihika manadino tandroho, mpianala manadino famaky, mpitifitra manadino basy : andao hiverina fa rahampitso manaraina. [2.558 #2594]
|
Traduction française | Être pêcheur (au panier) et oublier son panier; être bûcheron et oublier sa hache; être tireur et oublier ses balles. [2.165]
|
|
|
Proverbe 2 | Mpianala tsy mahay, ka voasingotry ny avaotra. [2.653 #1972]
Mpianala tsy mahay (mpanavao) ka voasingotry ny havaotra. [2.558]
|
|
|
Index |
|
|