|
|
|
|

Entrée1  andao
Partie du discours  2  impératif du verbe passif [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Fihasimban' ny hoe andeha: Raha arahina matoanteny izy, dia entina mitaona: Andao hitsangantsangana. Raha mandeha irery, dia mitovy hevitra amin' ny hoe roso na lasa!
Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin' ny tena: Andao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin' ny bitrodia
Explications en anglais  4  [1.2] [An irregular Imperative from mandeha, to go.] Let us go, let us be off. See leha.
Explications en français  5  [1.3] partons, allons
Radical  6  leha
Autres orthographes  7  ndao
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot andao

Anagrammes  9  adano, adona, andao, aonda, doana

Mis à jour le 2025/01/21