Index |
|
|
|
Proverbes : mitete
|
|
|
Proverbe 1 | Novoriana tamin' ny makarakara, ka nitsika (nitete) tamin' ny loadoaka. [2.558 #182]
|
|
|
Proverbe 2 | Orana ve izany ka hitete aty an-tampon' i Midongy! [2.558]
|
|
|
Proverbe 3 | Toy ny trano vaky vovonana ka mitondra teny mivoaka. [2.165 #551, 2.653 #3242, 1.1]
Toy ny trano vaky vovonana : ka mitondra teny mivoaka ary ny mitete ambiny ihany. [2.558 #4345]
|
Interprétation malgache | Ilazana izay tsy mahatam-bava ka milazalaza any ivelany izay tsy tokony ho fantatry ny olona. [1.1]
|
Traduction française | Semblable à une maison ouverte par le faîte et qui laisse échapper les paroles (dites à l' intérieur). [2.165]
|
|
|
Proverbe 4 | Varandrin-drano ny fanahy : tsy ialan’ ny mitete. [1.147 #V24]
|
|
|
Index |
|
|