Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : mafampana | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Mafampana hoatry ny ratsy ataon-kavana. [2.415 #1091]
Mafanafana ohatra ny ratsy Mafanafana sahala amin' ny latsa ataon-kavana. [2.558 #1829] Mafanafana sarotra inoana tahaka ny ratsy ataon-kavana. [2.558 #1830] Mafanafana, toy ny ratsy Maharary hoatry ny ratsy ataon-kavana. [2.415 #1091] | ||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Rehefa ny havana izay tena tokony hanampy no manisy ratsy dia tena mangidy tokoa fa tsaroan' ny aina ka mafana sy manempotra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Excessivement sensible, comme les mauvais procédés d’un parent. [2.974 #364]
Pénible comme le mal fait par un parent. [2.415 #1091] Pénible (litt. assez chaud) comme le mal fait par des parents (ou amis). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | On sent plus vivement les mauvais traitements lorsqu'ils viennent des parents. [2.415 #1091] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||