Index |
|
|
|
Proverbes : kabaro
|
|
|
Proverbe 1 | Hadidisana tsy mahefa kabaro. [1.147 #H5]
|
|
|
Proverbe 2 | Kabaron’ a langato : vato ambony, vato ambany. [1.147 #K5]
|
|
|
Proverbe 3 | Kabaro tsy hefaina tsy andoavana andevo antitra. [1.147 #K4]
Kabaro tsy hifaina, tsy andoavana andevo antitra. [2.165]
|
Interprétation malgache | Kabary tsy efa tsy andoavana andevo antitra. [2.165]
|
|
|
|
Proverbes : kabaro
|
|
|
Proverbe 1 | Mavo vava ka valañe niketseha kabaro. [1.68]
|
Traduction française | Mauvaise bouche comme la marmite à qui on fait cuire des pois du Cap. [1.68]
|
|
|
Index |
|
|