|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mahefa
Radical  2  efa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mahavita: Mahefa ny zavatra rehetra Andriamanitra / Mahefà be e!
Mahafaty (ain' olona): Tsy mahefa ain' olona aho
Mahaloa: Atolory ny fanjakana io fa tsy nahefa trosa
Explications en français  5  [1.3#119] pouvoir faire, pouvoir achever, pouvoir mettre à mort, pouvoir payer, pouvoir restituer
Exemples  6  rariny raha misy mahefa ny adidiny; [1.318]
7  koa raha mahefa ireo hianao dia homeny ho vadinao Imanahadreny. [2.69]
8  Fa angaha koa izay lazain' ny molotra ambony sy ambany dia mahefa inona. [2.895]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Autres orthographes  13  mahaefa
Mots composés 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot mahefa

Entrée (2/2)18  mahe
Radical  19  efa
Partie du discours  20  impératif du verbe actif mahefa [Liste complète]
Explications en malgache  21  [1.1]
Explications en français  22  [1.3]

Anagrammes  23 

Mis à jour le 2025/01/21