Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : hozatra | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Ny teny Ny teny toy ny hena ka raha roritina tonga hozatra. [2.415, 1.1] Ny teny toy ny Ny teny toy ny Ny teny toy ny | ||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Tsy tsara raha ny rasaka na ny ady hevitra no halavaina loatra fa mety hanjary fanditra na ady mihitsy aza. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Les paroles sont comme la chair, quand on l' étire elle devient muscle. [2.165]
Les paroles sont comme la viande : quand on tire dessus, cela devient nerf. [2.415 #4796] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Il ne faut pas tirer sur les mots pour leur faire dire ce que l'on veut. [2.415 #4796] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||