Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : havizanana | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Hendry miady amin’ adala : Hendry miady amin' adala, ka havizanana no hita. [2.165 #331] Hendry miady amin' adala ka havizanana no vokany. [2.558] Miady amin' andevo, ka havizanana no hita. [2.165 #1555] Miady amin' ny adala, ka havizanana no hita. [1.3 #821] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Celui qui se dispute avec un imbécile, ne trouve que la honte et le déshoneur. [1.3 #821]
En se querellant avec un esclave, on ne récolte que de la honte. [2.165] Un homme sensé se disputant avec un imbécile: il ne récoltera que la honte. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||