|
|
|
|

Index

Proverbes : hanimpy

Proverbe 1Tsy mety raha manao dihin-dRazihizihy : sady tsy hirebika no tsy hanimpy sandry, fa mihoninkonina an-toerana fotsiny. [2.558 #4614]
Tsy mety raha manao dihin-dRazihizihy : sady tsy hirebika no tsy hanipy sandry, fa eo no mihoninkonina foana eo. [2.415 #2123, 2.653 #3435]
Traduction françaiseIl ne faut pas danser comme Razihizihy, sans sauter, sans remuer les bras, se contentant de remuer sur place et avec embarras. [2.415 #2123]
Interprétation françaiseSe disait des gens lourdauds et embarrassés. [2.415 #2123]

Index